We use cookies on this site in order to make it works, and for the traffic analysis.
You can refuse or configure cookies by purposes.
Another message from the Google Adsense consent management platform will ask you for your choices relating to the use of your personal data via cookies for advertising.
We thank you to accept cookies which makes this site work.

Takela-panadihadiana mahakasika ny "fotoam-bavaka" Medair Madagascar

Eto anivon'i Medair, ny fotoam-bavaka isaky ny alatsinainy maraina, dia fotoana manan-danja ahafahantsika rehetra mifanatrika amin'Andriamanitra. Manome azy ny toerana voalohany eo amin'ny fiainantsika, ary mametraka ny amintsika manontolo eo ampelan-tanany. Fotoana manan-danja ahafahantsika mitohy mifandray sy miombona amin'Andriamanitra, Tompo sy Mpamonjy antsika ihany koa io, ary ahafahantsika mifampahery sy mifampitondra am-bavaka ihany koa.

Izany indrindra no antony mba iriko ahafantarana ny eritreritrareo mahakasika ny "fotoam-bavaka"; fanao ao amin'ny ny toeram piasanareo. Amin'izany dia manasa anareo aho mba hanokananareo minitra vitsivitsy hameno ity takela-panadihadiana manaraka eto ity. Manantena aho fa ny famakafakana ny valinteninareo dia ahafahantsika manatevina io fotoana lehibe loatra io.
Mba ahafahan'ny rehetra mamaly malalaka, ny takelam-panadihadiana dia tsy asiana famantarana manokana, isaorana manokana ireo hamaly an-tsoratra mba tsy hametraka ny anarany eo amin'ny takelam-panadihadiana ».

Gaëlle Deperrier, Acting Country Director

"Dia toy izany koa isika, na dia maro aza, dia tena iray ihany ao amin'ny Kristy, ary samy miara-momba ny tena isika rehetra." Romana 12:5
"Ary na inona na inona ataonareo, na amin'ny teny, na amin'ny asa, dia ataovy amin'ny anaran'i Jesosy Tompo izany rehetra izany, ka misaora an'Andriamanitra Ray amin'ny alalany." Kolosiana 3:17

mandatory answer

Question 1

(Fanontaniana tsy maintsy valiana)
Araka ny hevitrao, ilaina /zava-dehibe ho anao ve ny "fotoam-bavaka" isaky ny alatsinainy maraina ?

uncheck

mandatory answer

Question 2

(Fanontaniana tsy maintsy valiana / afaka misafidy valiny iray na maro maro ianao)
Misy antony manokana ve tsy mampazoto anao hanatrika io "fotoam-bavaka" io ?

mandatory answer

Question 3

(Fanontaniana tsy maintsy valiana / afaka misafidy valiny iray na maro maro ianao)
Maniry ve ianao ny hanohy handray anjara amin'ny fanomanana io fotoana io ?

Question 4

(Fanontaniana tsy maintsy valiana RAHA toa ka namaly ENY ianao tamin'ny fanontaniana faha-3, Raha tsy izany, mandehana avy hatrany amin'ny fanontaniana faha-5)
Impiry ianao no maniry handray anjara amin'ny fanomanana io fotoana io ?

uncheck

mandatory answer

Question 5

(fanontaniana tsy maintsy valiana)
Araka ny hevitrao, ny fisiana lohahevitra iray iraisana ho an'ny toeram-piasana eto Antananarivo, Maroantsetra sy Mananara ve mety maha tsara zavatra ?
Ohatra: ny lohahevitra iraisana ho an'ny toeram-piasana rehetra ho amin'ny alatsinainy ho avy izao dia mahakasika ny" fifamelana"

uncheck

mandatory answer

Question 6

(fanontaniana tsy maintsy valiana)
Mahazoto ve ianao handray anjara anatin'ny vondron'olona miara-mandinika (groupe de réflexion) amin'ny fampiroboroboana ny "fotoam-bavaka" ?

uncheck

mandatory answer

Question 7

(fanontaniana tsy maintsy valiana)
Manana soso-kevitra ve ianao hanatsarana ny FOTOAM-PIDERANA ?

uncheck

Comments

mandatory answer

Question 8

(fanontaniana tsy maintsy valiana)
Manana soso-kevitra ve ianao hanatsarana ny FIZARANA NY HAFATRA ?

uncheck

Comments

mandatory answer

Question 9

(fanontaniana tsy maintsy valiana)
Manana soso-kevitra ve ianao hanatsarana ny FOTOAM-BAVAKA FANGATAHANA SY FISAORANA ?

uncheck

Comments




You too, create your online questionnaire!
It's free and easy.
Let's go!